|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  bokaboka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Misy mivontovonto kely na mivotrovotro: Toa bokaboka itỳ voankazo itỳ izany ka tsy tiako
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] insipid. (Prov.)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] Se dit notamment des cannes à sucre mal venues, dont les noeuds sont trop rapprochés. Qualificatif également donné, de façon général, aux tiges très noueuses. [Merina]
Voambolana  6  Haizavamaniry
Fototeny  7  boka
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny bokaboka io

Teny iditra (2/3)9  bokaboka
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Tanosy] Marimaritra, tsy mafana tsy mangatsiaka

Teny iditra (3/3)12  bokaboka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.2] the small knots in thread or yarn badly spun.

Fivaditsoratra  15  bakobako, bôka bako, bokaboka, kobakoba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21