Teny iditra (1/3) | 1 bokaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ditin' akondro mora mirehitra raha vao maharay tselatr' afo avy amin' ny vato kapaika izay nampifampikasohina 4 [1.13] vohavoha azo avy amin'ny vatan'akondro |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] tinder made of fibres of the banana. (Prov.) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] amadou tiré du bananier |
Voambolana |
7 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Tovy hevitra | 8 boka |
Teny iditra (2/3) | 9 bokaka |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.196] Pentopetia alba Jum. & H. Perrier (Apocynaceae). Décoction réputée tonique et collagogue. Administrée dans les maladies de foie. [Sakalava]
|
Voambolana |
12 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 14 bokaka |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.19] [Tankarana]
butte de terre. |
Fivaditsoratra | 17 akobak, bakoka, bokaka, kaboka, kobaka, Kobaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |