Teny iditra | boko | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fandikana anglisy | [Provincial] the abdomen. See vohoka [Richardson 1885] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Teny iditra | boko | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Sihanaka] trano, toby, fierena [Rakotosaona 1975] | |||
Teny iditra | boko | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Taimoro] bainga [Rakotosaona 1975] | |||
Zavatra boribory izay matetika hita eny amin' ny lohan-javatra: Ny bokon' ny haro fanin-tohatra [Rajemisa 1985] | ||||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |