|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  -bolana
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe volana
Ohatra  3  Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato. [2.472]
4  tapa-bolana na roatokom-bolana dia nandavo resaka an'Ilezo ihany aho aloha [2.324]

Teny iditra (2/2)5  bolana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] [Provincial] speech, conversation. See volana

Fivaditsoratra  8  balona, bolana, -bolana, nobala

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08