|
|
|
|

Teny iditra1  boletaleta
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza olona fohy zenizeny vaventiventy ka miresaresa, tsy kinga rehefa mamindra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] short, dwarfish.
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Tovy hevitra  9  boleta, boletaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21