|
|
|
|

Teny iditra1  boletaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Kely sady iva, midina hifotetaka: Boletaka loatra itỳ latabatra itỳ ka tsy azo anoratana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] short, dwarfish.
Fototeny  5  letaka
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Anarana :
Tovy hevitra  8  boleta, boletaleta

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21