|
|
|
|

Teny iditra1  bolitika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Jereo bilitika
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] small, minute, extremely little. See bilitika, biritika, boritika, kitika
Ohatra  5  [1.251] Ity farihinareo ity dia sombiny kely bolitika, fa any ambony any dia tany maina makadiry
6  [2.649] Nony ampitso dia tonga 6 ny mpianatra, vetivety foana dia tonga 16, ka feno hatreny am-baravarana ilay Sekoly, fa efitrano kely bolitika.
Fototeny  7  bitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02