|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  boloko
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanosy] Vongany
Tovy hevitra  4  bolokony

Teny iditra (2/4)5  boloko
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Taisaka] sisan-tsakafo tahirizina ho amin'ny maraina manaraka
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.82] [Taisaka] reste du repas du soir qu'on garde pour le lendemain

Teny iditra (3/4)9  boloko
Fototeny  10  bolo
Sokajin-teny  11  anarana bolo sy mpisolo

Teny iditra (4/4)12  -boloko
Fototeny  13  volo
Sokajin-teny  14  anarana volo sy mpisolo

Fivaditsoratra  15  -boloko, boloko

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08