|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  bonga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Sombin-tany mivaingana, dongona kely
Tendrombohitra na havoana avo sady lehibe: Any ambadiky ny bonga roa ambin' ny folo
4  [1.78] [Taisaka] vongana
5  [1.78] [Sihanaka] tanety
6  [1.13] havoana na tendrombohitra kely
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] a clod, a lump of earth; a hill, an eminence [Polyn. mamunga]
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.82] [Taisaka] bloc, masse
9  [1.19] [Tankarana] montagne, plateau.
10  [1.13] dôme, butte
Voambolana  11  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Tovy hevitra  15  bongo
Kamban-teny 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny bonga io

Teny iditra (2/3)21  bonga
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23  [1.78] [Tanala] ny mahalehilahy ka ilay toa kitapo kely misy voanjavatra roa eo
24  [1.1] Filazana, amin' ny foko sasany, ny vihina, na ireo vongana roa eo ambanin' ny filahiana
Voambolana  25  Haiaina
Mpanahaka  26  bongabe

Teny iditra (3/3)27  bonga
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29  [1.1] Anarana iantsoana ny sakoivy raha mbola tsy miofo ho voangory (amin' ny foko sasany)
Voambolana  30  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  31  bango, bonga

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30