|
|
|
|

Teny iditra1  bongaina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mibongabonga: be bonga, ahitana sombin-tany mivaingana betsaka: Hafahafa izany aty aminareo izany fa tany bongaina, tany mibongabonga aoka izany
Fototeny  4  bonga

Fivaditsoratra  5  angabony, bangoina, bongaina, ibangoan, nagabony, nibangoa, nobangai

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21