|
|
|
|

Teny iditra1  bongaina (bonga)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Mibongabonga: be bonga, ahitana sombin-tany mivaingana betsaka: Hafahafa izany aty aminareo izany fa tany bongaina, tany mibongabonga aoka izany [1.1]

Fivaditsoratra  4  bangoina, bongaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20