|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bonoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] gentle, quiet
Ohatra  4  Ilay be bononòka aza namely mihoatra noho ny hafa. [2.4]

Teny iditra (2/2)5  bonoka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Mangahazo voasana dia alona ao anaty rano mandeha efatra na dimy andro; rehefa tapitra io fetr' andro io, andrahoina amin' ny entona, dia sasana tsara ary azo hanina amin' izay; ny bononòka dia ankafizin' ny tantsaha, indrindra amin' ny faritanin' Ambatolampy sy Arivonimamo, na dia eo aza ny fofony mahery dia mahery
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.196] Manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae) dont on humecte les tubercules et qu'on soumet à une fermentation en vue d'obtenir une pâte molle d'odeur très forte. La fermentation décompose les glucosides et la préparation n'est pas toxique même si elle est faite à partir des maniocs amers, riches en composés cyanogènes. Mets apprécié autrefois en Imerina surtout chez les Mandiavato. Aujourd'hui surtout utilisé sur la côte Ouest. Cette préparation est d'origine africaine. [Sakalava]
Voambolana  9  Haizavamaniry: anana
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11  bononòka, nabonoko

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21