|
|
|
|

Teny iditra1  bonoraka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] voaboraka, borahina, vahana: Nobonoraka ny entany ka inona no tao hoy ianao ? Vato kely
aposaka, ambara, aseho: Nobonorany tamiko ny tao am-pony
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [passive with infix]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#88] qu'on a défait, déballé, manifesté
Fototeny  6  boraka
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10  voaboraka

Fivaditsoratra  11  Bokarano, bokarano, bonoraka, naborako, naboroak, naroboka, nobarako, ranoboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19