Teny iditra |
bontana
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fizihirana mitokana; fivontosana izay miavaka [1.1]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
bontana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Taovolo atao mihorongorona hisy bokony eo an-katoka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A mode of dressing the hair so that one large tress shall fall on each side of the head [1.2]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
bontana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Faritra mivohitra [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bourrelet [1.13]
|
| [Sakalava]
(du malais buntal : gonflement, enflure) Nom du noeud chez certaines plantes ;
par exemple bontam-bolo,
bontam-pary
[1.196]
|
|
Teny iditra |
bontana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava]
Hazandrano kely be kibo, tsy azo hanina atody fa mahafaty [1.1]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
bontàna
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibikely mivelona eny amin' ny ravim-paraky [1.1]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
bontana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
(du malais buntal : gonflement, enflure) Nom des baobabs malgaches,
surtout
Adansonia madagascariensis Baill. et
Adansonia za Baill. (Malvaceae).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Adansonia madagascariensis, Adansonia za |
Voambolana |
|