Teny iditra | 1 mibontana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bezanozano]
vokoka, manan-trafo 4 [1.1] Mizihitra mitokana, mivonto ary miavaka: Misy nofo mibontana eo amin' ny hatoky ny zokiko |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to swell up, as the result of a blow, or boil, etc. |
Fototeny | 6 bontana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 ibontanam, mibontana, natombina, nitombana, nobinatam, notambina, notinabam, tinombana, tombanany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |