|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  bontana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Fizihirana mitokana; fivontosana izay miavaka [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/6)8  bontana
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  Taovolo atao mihorongorona hisy bokony eo an-katoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  a mode of dressing the hair so that one large tress shall fall on each side of the head [1.2]
Voambolana  12  Fandram-bolo
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/6)19  bontana
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  faritra mivohitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  22  bourrelet [1.13]
23  (du malais buntal : gonflement, enflure) [Sakalava]
24  Nom du noeud chez certaines plantes ; par exemple
bontam-bolo, bontam-pary [1.196]

Teny iditra (4/6)25  bontana
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27  Hazandrano kely be kibo, tsy azo hanina atody fa mahafaty [Sakalava] [1.1]
Voambolana  28  Haibiby: trondro
Kamban-teny 

Teny iditra (5/6)30  bonna
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32  Karazam-bibikely mivelona eny amin' ny ravim-paraky [1.1]
Voambolana  33  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (6/6)34  bontana
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny frantsay  36  (du malais buntal : gonflement, enflure) Nom des baobabs malgaches, surtout Adansonia madagascariensis Baill. et Adansonia za Baill. (Malvaceae). [Sakalava] [1.196]
Voambolana  37  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  39  bontana, bontàna, bontana, bontàna

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27