Teny iditra | bontsina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fivontosana; fizihirana na fibibahana fa somary malemy mievotrevotra Fampirisihana hanao ratsy; famokisana. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | See bobaka, bonaka, bohy, vonto [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Gonflement, enflure, boursouflure, protubérance, ampoule [1.3] | |||||||||||||||
Nodule [1.13] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haiaina | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Tovy hevitra | bokona | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/13 |