Teny iditra | 1 boredika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tenin' olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany ratsy ny teny Teny tsy fantatra, teny baiko. |
Ohatra |
4 Manao ahoana anefa izao ny soratr' ialahy fa toa efa mety ihany izato boredika? [2.643#] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 10 aboredik, boredika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |