Teny iditra | boretaka (retaka) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | Malemy mandrevo na bodaka: Vary soa boretaka ¶ Enti-milaza olona mipetraka mitsotra amin' ny tany tsy maharay tena [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | mou, sans consistence, s'affaissant sous son propre poids, s'éboulant [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |