Teny iditra manaboretaka (boretaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampipetraka hitsotra amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manaboretaka
nanaboretaka
hanaboretaka
manaboretaha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14