Teny iditra boriborintany (boribory, tany)
Sokajin-teny anarana
Voambolana 
Endriteny 
boriborintany
boriborintaniko
boriborintaninao
boriborintaniny
boriborintanintsika
boriborintaninay
boriborintaninareo
boriborintanin'
boriborintanin-
boriborintanim-
Ohatra Izay isan' olona nitadiaivin' ireny, ny lehiben' ny boriborintany no namorona azy amin' ny fanendrena avy eo amin' ny vahoakany. [Andraina: Mitaraina, takila 160]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31