|
|
|
|

Teny iditra1  boriborio
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana boriborina [Fitanisana]
Ohatra  3  [1.1] boriborio ho ariary zato re ny vidin' itý latabatra nataonao folo amby zato itý
Fototeny  4  boribory

Fivaditsoratra  5  boriborio, robirobio

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19