Teny iditra borosio (borosy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao borosina [fitanisana]
Ohatra Borosio kely ny kiraroko, ry Koto [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31