|
|
|
|

Teny iditra1  borosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Volom-biby vita fiasana mba hamaohana zavatra na ho fanalana loto toy ny kifafa, na ho fanosoran-doko
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#91] brosse
pinceau
Ohatra  5  [2.117#13] Ampiasana borosy ny lamba sarotra kosehina.
6  [2.470#113] Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano;
7  [2.285#211] Andeha hoe handramana, ka penina no hatao borosy, ary teny no loko.
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  boriso, borosi, borosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30