Teny iditra | 1 borozano |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [0] jereo borizano |
Ohatra |
4 [2.499#] Ny borozano hilanja azy sy hitondra ny entana efa vita fanekena. 5 [1.437#] Ny borozano : mirandrana ny volony, satrobory no azony isatrohana. 6 [2.5] Maika dia maika ny nisarahanay sy ireo borozano nilanja ahy ka tsy afaka nanontany azy ireo ny marina aho, sady tsy niserana tao an-tsaiko velively akory koa ny hanontany izany. |
Tsipelina hafa | 7 borizany, borizano, borozany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |