Teny iditra bosy
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] chat, chat châtré
¶ châtré. (vositra). [David: Dialectes (takila B)]
Fanazavàna teny malagasy  [Tsimihety] Akoholahy vositra [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra bosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vazivazy, somonga, vosobosotra [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra bosibosy

Teny iditra bosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ny ambosy [Rajemisa 1985]

Teny iditra bosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de bosy : plaisanterie, gauloiserie ; les fruits sont souvent comparés à de petits pénis). Crotalaria retusa L. (Fabaceae). Graines toxiques. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Crotalaria retusa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31