Teny iditra (1/2) | 1 boto |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
ankizy lahy kely 4 [1.1] Zazalahy kely: Nifaninana hazakazaka ny boto kely ka nahafinaritra erỳ ny nijery azy Mpiasa an-trano fanirakiraka sy mpanao raharaha, mazàna voasisi-kevitra fanambaniana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a small boy |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.82] [Taisaka]
petit garçon, appellation des petits garçons 7 [1.8] petit garçon |
Ohatra |
8 [2.445#] Nalefan' i boto hivarotra teny an-tsena indray. 9 [2.442#] Ao Andranosira indray isika vao haka an'i boto mirifatra. |
Kamban-teny |
|
Anaran' olona |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny boto io |
Teny iditra (2/2) | 14 boto |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Volo mivondrona kely toa sanga eo an-tampondohan' ny vorona sasany |
Voambolana |
17 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |