Teny iditra botrina (botry)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao tonga botry, mahantra: Dia hobotrinao izany i dadatoanao amin' ny filafihanao ao aminy mandavan-taona? [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : botrina, botriko, botrinao, botriny, botrintsika, botrinay, botrinareo, botrin', botrin-, botrim-, botri-
Ny lasa : nobotrina, nobotriko, nobotrinao, nobotriny, nobotrintsika, nobotrinay, nobotrinareo, nobotrin', nobotrin-, nobotrim-, nobotri-
Ny hoavy : hobotrina, hobotriko, hobotrinao, hobotriny, hobotrintsika, hobotrinay, hobotrinareo, hobotrin', hobotrin-, hobotrim-, hobotri-
Filaza mandidy : botria

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20