|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  da
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  renown, celebrity, success, happiness. See laka, zo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4  renommée, célébrité [Tankarana] [1.19]
Voambolana  5  Ontam-po
Kamban-teny 

Teny iditra (2/7)7  da
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  fela-tongotra [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  10  plante du pied [Taisaka] [1.82]
Voambolana  11  Haiaina

Teny iditra (3/7)12  da
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  biby [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (4/7)15  da
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  17  provincial for folo [Hindu (?) das, ten.] [Provincial] [1.2]
Voambolana  18  Matematika: rafitrisa

Teny iditra (5/7)19  da
Sokajin-teny  20  tenim-piontanana
Fanazavàna teny anglisy  21  an expression of admiration
22  an expression often used after the word mena, as mena da, very red. ka and ja are used in the same way [Provincial] [1.2]
Tsanganana sy sary iray takila  23  Ny tenim-piontanana rehetra

Teny iditra (6/7)24  da
Sokajin-teny  25  mpampitohy
Fanazavàna teny malagasy  26  dia: Gaga dia gaga
27  sy [Taisaka] [1.78]
28  raha [Bara] [1.78]
29  Dia [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  30  et, alors, ... c'est ... (explétif) [Taisaka] [1.82]
Tsanganana sy sary iray takila  31  Ny mpampitohy rehetra

Teny iditra (7/7)32  da~
Sokajin-teny  33  tovona

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29