|
|
|
|

Teny iditra 1  folo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Sivy miampy iray: Folo ny fitambaran' ny rantsantanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 ten. [Mal. puluh, and polo, sapuloh, and safulu in many Malay Arch. and Polyn. languages.] [1.2]
5 ten [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 dix [1.3, 1.5, 1.8]
Isam-pirenena  7 10
8 X [3.1]
Ohatra  9  Tovolahy Bara folo no tao [2.649#1021]
10  Hitondra tanam-polo mody? [2.528#106]
11  Tamin' ny fahatelo ambin' ny folon' ny volana Adara izany [2.996#19.9.17]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Voambolana  27  Matematika: rafitrisa
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 84 misy io teny io
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  30  Ny isa
31  Fifanampiana
32  Fampitomboana
Lahatsoratra  33 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  folo, 34 lofo

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07