Teny iditra (1/3) | 1 dabadaba |
Fototeny | 2 daba |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] izay atao raha manatsikobana rano, raha mitsobo-drano na milomano ny fikotaban' ny rano eo am-pirobohana na eo am-pilomanosana. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the sound made by stepping into or splashing into water |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#93] Bruit que l'on fait en entrant dans l'eau; en l'agitant, en nageant |
Voambolana |
7 Feo |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 13 dabadaba |
Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.2] full, filled to the brim |
Teny iditra (3/3) | 16 dabadaba |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.19] [Tankarana]
clabaudage, balbutiement imbécile. |
Fivaditsoratra | 19 badabada, dabadaba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |