|
|
|
|

Teny iditra1  dabebaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fohy vatana nefa lehibe sy mivelatra ny vavany: Iza no hahalany vary bebe kokoa araka ny hevitrao:itỳ harona dabebaka itỳ sa iroa lavalava kely vava iroa ?
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] shallow, applied to baskets; full-cheeked, as a child. See bebaka, tabebaka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Se dit des corbeilles plates, larges et peu profondes, des ligures plates et larges, épatées
Sampanteny 
6  Anarana :
Mpanahaka  7  tabebaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21