|
|
|
|

Teny iditra1  dabo-dela
Singan-teny  2  daboka, lela
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny olona matavitavy lela ka tsy afa-miteny tsara, fa raha miteny izy, dia mitrangatranga ny lelany ka tsy mahavoaka mazava ny teny lazainy ny feony fa toy ny miraikitra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [lela, the tongue] one in the habit of opening his mouth so as to show his tongue projecting and rolling a little beyond the teeth, and yet not able to speak

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07