Teny iditra (1/2) | 1 dabo-drano |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny vary maina eo am-bilia asiana rano ho solon' ny rony |
Teny iditra (2/2) | 4 dabo-drano |
Singan-teny | 5 daboka, rano |
Sokajin-teny | 6 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Enti-milaza ny zana-borona (vorombe na ganagana) matavy sy hifotrifotra |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] young, not full grown, feeble. Applied to ducks |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3#94] se dit des oies, des canards jeunes, gras et couverts de duvet 10 [1.19] [Tankarana] [dabodrano] tendre, faible (jeune canard). |
Voambolana |
11 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |