|
|
|
|

Teny iditra1  dabofoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fianjerana, ka ny tena manontolo no indray mivongady sy midaboka amin' ny tany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Chute lourde; grande quantité
Sampanteny 
5  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  6  dabofako, dabofoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21