Teny iditra | 1 dabohana |
Fototeny | 2 daboka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Velezina, kapohina, tontaina: Maditra loatra io zaza io ka aoka hodabohan-drainy any |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be beaten, to be struck forcibly |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Qu'on bat, qu'on frappe |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 11 dabofana |
Fivaditsoratra | 12 andaboha, dabohana, hanabado, hanaboda, hobadana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |