Teny iditra dadaboka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fianjerana amin' ny tany, fahapotrahana tanteraka
¶ Ny hevitr' ireo dia mitovy amin' ny sampantenin' ny daboka ihany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   Chute [Abinal 1888]
Sampanteny  

2013/09/07