|
|
|
|

Teny iditra1  daholobe
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitambaran' ny olona rehetra: Foto-kevi-pifandraisn' ny olona teto hatry ny ela fa tsy vaovao akory ny hoe: Ny tsirairay natao ho an' ny daholobe ary ny daholobe ho an' ny tsirairay, fototry ny fihavanana
Fototeny  4  daholo, be

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07