Teny iditra | 1 daholobe |
Fototeny | 2 daholo, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fitambaran' ny olona rehetra: Foto-kevi-pifandraisn' ny olona teto hatry ny ela fa tsy vaovao akory ny hoe: Ny tsirairay natao ho an' ny daholobe ary ny daholobe ho an' ny tsirairay, fototry ny fihavanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |