Teny iditra dahy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaram-piangotiana iantsoan' ny vehivavy ny anadahiny: Aoka re, ry dahy, fa mahatsikaiky loatra itỳ zavatra tantarainao [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/02/23