|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  -dahy
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe lahy

Teny iditra (2/2)3  dahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] Anaram-piangotiana iantsoan' ny vehivavy ny anadahiny: Aoka re, ry dahy, fa mahatsikaiky loatra itỳ zavatra tantarainao
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana

Fivaditsoratra  7  dahy, -dahy, diha, hadi, hady, hida

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08