Teny iditra | 1 daikadaika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandeha misabakabaka na mibekabeka ka mivelatra sy tsy mitsatoka mahitsy tsara ny tongotra roa, toy ny fanaon' ny zazakely vao miana-mandeha |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.19] [Tankarana]
jambes écartées. (bekabèka). |
Fototeny | 5 daika |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 8 daika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |