Teny iditra | dalaboboka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fianjerana mafy ka ny vatana manontolo no indray miantonta Fianjera andrenesana feo midoboka na mitora-jofo amin' ny vovoka [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Concussion, a violent fall. See daboboka [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Chute lourde, l'état d'inertie, l'état de ce qui croupit, de ce qui est abandonné [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |