|
|
|
|

Teny iditra1  danesaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fandeha tsy miraidraika, tsy rototra
Fihetsika tsy maka sarotra
Famindran' ireo matavy izay mamindra miadana sy miresaresa
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] slowness, tardiness
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Lenteur et mollesse dans la démarche
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :

Fivaditsoratra  9  asendaka, danesaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21