Teny iditra danise
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Dihy vahiny nentin' ny Vazaha, mitovy amin' ny hoe bal, izay iarahan' ny lehilahy sy ny vehivavy misonenika amin' ny feo-mozika, ka mifanatrika ary mifampisakambina izy amin' izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy dancing in European fashion. See dihy [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Danse européenne [Abinal 1888]
Ny fihaviany Frantsay: danser.
Teny mitovy hevitra dihy
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/09/08