|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dihy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7  fampisehoam-pihetsehana ataon' ny tena manontolo: loha, tanana, tongotra, ary indraindray koa aza ny vatana, mba hanehoana fifaliana
8  Toetran' ny fanidin' ny vorona eny amin' ny habakabaka raha tsy mihetsika na mikopaka ny elany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  a dance, dancing in the native style. See danise, tsinjaka [1.2]
10  a dance, dancing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  danse [1.3#102, 1.8]
12  sautillement, tournoiement de la toupie, du fuseau
13  le trémoussement des ailes d’un oiseau planant au même point [1.3#102]
Ohatra  14  Velona indray ny hira amana dihy natao teo tamin' ny ndeha hangataka iny. [2.245]
15  Inona kosa, hoy Noro nony efa nitonitony izy, no tsy nitiavanao ny dihy? [2.5]
16  Tsimpony ny teny rehetra mampiseho ny maha-malagasy ny dihy sy ny mpandihy. [2.313]
Tovy hevitra  17  danise, tsinjaka
Mpanahaka  18  tsinjaka, sahoby, totorebika, tsipisandry, velatanana, dihy soroka, dada, jaiko, soamaroroka, tsaramiera, soratra, afindrafindrao, salegy
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny dihy io

Teny iditra (2/2)25  Dihy
Singan-teny  26  dihy
Sokajin-teny  27  anarana (lohatenin-tononkalo)
Voambolana  28  Haisoratra: tononkalo
Mpanoratra  29  Rabearivelo Jean-Joseph
Tsanganana sy sary iray takila  30  Fitanisana

Fivaditsoratra  31  Dihy, dihy, hidy, Dihy, dihy, hidy

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/22