|
|
|
|

Teny iditra1  danise
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Dihy vahiny nentin' ny Vazaha, mitovy amin' ny hoe bal, izay iarahan' ny lehilahy sy ny vehivavy misonenika amin' ny feo-mozika, ka mifanatrika ary mifampisakambina izy amin' izany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] dancing in European fashion. See dihy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Danse européenne
Tovy hevitra  6  dihy
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  8  danise, endasi, indesa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21