Teny iditra darona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famindra na fitenenana miadana sy toa tsy miraidraika, tsy rototra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Lenteur, mollesse dans l'action, dans la parole, ampleur du son musical, mélodie, symphonie [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31