Teny iditra midarona (darona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao na mamindra na miteny miadana toa tsy rototra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To speak plausibly but yet deceitfully; to pretend to go but not setting out [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Agir, parler posément, retentir avec plénitude, avec harmonie [1.3]
Ohatra Eny, fa na dia midarona aza ny sandry, ka manao laniala ny nify, dia mbola ao ihany ny fahoriana. [2.69]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midarona
Ny lasa : nidarona
Ny hoavy : hidarona
Filaza mandidy : midaròna

Teny iditra midana (darona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midarona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20