Teny iditra dasidasy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandeha sy famindra milamina sy mihaminkamina, ka tsy mirotoroto no sady maotina [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy walking steadily, uprightly, or majestically; full-faced. See dosy [Richardson 1885]
Fandikana frantsay Démarche grave, majestueuse [Abinal 1888]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31